# Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny nindramina avy ao amin'ny andininy faha 40 dia nosoratan'i Mosesy. # This is the man who was with our fathers "Io ilay Mosesy izay anisan'ireo Israelita" # Izy ilay lehilahy Ny fehezanteny " Izy ilay lehilahy" mandritra ity andalana ity dia manambara an'i Mosesy. # izy ilay lehilahy izay nandray ny teny velona zaraina ho antsika Andriamanitra dia ilay tokana izay manome ireo teny. DH: "izy ilay lehilahy izay niresahan'Andriamanitra teny velona mba ho atolotra antsika" # teny velona Ireo mety ho dikany 1) "ilay hafatra izay maharitra" na 2) "teny izay manome fiainana" # natosik'izy ireo lavitra azy ireo izy Io dia sarinteny mba hanamafisana ny fandavan'izy ireo an'i Mosesy. DH: "nolavin'izy ireo izy ho mpitarika azy ireo izy" # any ampon'izy ireo dia niverina "izy ireo dia naniry ny hiverina" # Tamin'io fotoana io "rehefa tapa-kevitra ny hiverina tany Egypta izy ireo"