# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "isika" dia manambara ireo Apostoly fa tsy ireo mpihaino. # i Petera sy ireo apostoly namaly hoe I Petera dia miresaka ny fiainan'ireo Apostoly rehetra rehefa miteny ireto teny manaraka ireto. # tamin'ny fanantonana Azy teo amin'ny hazo Eto i Petera dia mampiasa ny teny hoe "hazo" hanambarana ny hazo fijaliana izay vita tamin'ny hazo. # hanome fibebahana ho an'Israely, sy famelana ny heloka DH: "hanome fahafahana ny vahoakan'Israely mba hibebaka sy hanana an'Andriamanitra hamela ny fahotan'izy ireo." # Israely Ny teny hoe "Israely" eto dia manambara ireo olona Jiosy. # ireo manaiky Azy "Ireo izay mankatoa ny fahefan'Andriamanitra"