# Fampifandraisana ny foto-kevitra I Lioka dia nanohy nitantara izay nitranga ny andro mialohan'ny fiangonana. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "Izy ireo" sy "izy ireo" dia manambara an'ireo mpino. # Famantarana sy fahagagana maro no niseho tamin'ireo vahoaka tamin'ny alalan'ny tanan'ireo Apostoly DH: "Ireo Apostoly dia nanao famantarana sy fahagagana maro be tamin'ireo olona" # tamin'ny alalan'ny tanan'ireo Apostoly DH: "tamin'ireo Apostoly" # ny vahoaka dia nanandratra fankasitrahana avo azy ireo DH: "Ireo olona ireo dia nanandratra avo ireo mpino.