# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo mpinno dia namita ny vavak'izy ireo izay niatomboka tao amin'ny 4:23. # jereo ireo fampitandreman'izy ireo Ny teny hoe "jereo" eto dia fangatahana amin'Andriamanitra mba hijery ny fomba fandrahonan'ireo mpitarika Jiosy an'ireo mpino. DH: "jereo ny fomba nandrahonany hanasazy anay" # Ahinjiro ny tananao mba hanasitrana Ny teny hoe "tanana" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra. Io dia fangarahana amin'Andriamanitra mba hampiseho ny mampahery azy. DH: "nandritran'ny nampisehonao ny herinao tamin'ny fanasitranana olona" # amin'ny alalan'ny anaran'i Jesosy mpanomponao masina ny teny hoe"anarana" eto dia maneho dia hery sy fahefana. DH: "tamin'ny alalan'ny herin'ny Jesosy mpanomponao msina" # Jesosy mpanomponao masina "I Jesosy izay nanompo anao tamin-pahatokiana." Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 4:27.