# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy izay nolazain'ny mpaminany Joela i Petera. # mpanompoko lahy sy ny mpanompoko vavy "na mpanompo lahy na vavy." Ireo teny ireo dia manamafy fa Andriamanitra dia handatsaka ny fanahy amin'ny mpanompony rehetra lahy sy vavy. # Halatsako ny Fanahiko Eto ny teny hoe "halatsako" dia midika hoe omena am-pitiavana. DH: "omeko ny fanahiko ny olona rehetra."Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 2:16 # enton-tsetroka "setroka manify" na "setroka miendrika rahona"