# Ilay tena mpandika lalàna dia ho aseho Izany dia afaka atao tso-drafitra. DH: "ary Andriamanitra dia hamela ilay tena mpandika lalàna haneho ny tenany. # Amin'ny fofonain'ny vavany Eto ny hoe: "fofon'aina" dia maneho ny herin'Andriamanitra. DH: "amin'ny alalan'ny teny lazainy." # Hitondra azy amin'ny tsy misy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fiaviany Rehefa niverina eto an-tany i Jesosy ary nampiseho ny tenany, dia handresy ilay tena mpandika lalàna izy. # Amin'ny hery rehetra, ireo famantarana, ary ireo fahagagana tsy marina "Amin'ny karazan-kery rehetra, famantarana, ary fahagagana sandoka." # Ary miaraka amin'ny fitaka rehetra ny amin'ny tsy fahamarinana Izany olona izany dia hampiasa ny karazana ratsy rehetra hamitahana ny olona mba hino azy fa tsy Andriamanitra. # Ireo zavatra ireo dia ho an'ireo izay very Io lehilahy izay nahazo hery tamin'i satana io dia hamitaka izay rehetra tsy mino an'i Jesosy. # Ireo izay very Eto ny hoe: "very" dia manana fiheverana ny mandrakizay na fandringanana mandrakizay.