# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia nananatra ireo mpino mba tsy ho voafitaka momba ny andro hiavian'i Jesosy. # Ankehitriny Ny teny hoe: "ankehitriny" dia manamarika fiovan'ny lohahevitra ao amin'ny toromarik'i Paoly. # Rahalahy Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe namana Kristiana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. DH: "Ireo rahalahy sy anabavy." # Mba tsy ho mora helingelenina na hihorohoro ianareo "Mba tsy ho avelanareo hampihorohoro anareo mora foana ireny zavatra ireny." # Na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy izay toy ny hoe ho avy aminay "Amin'ny alalan'ny teny avoaka na taratasy nosoratana izay toy ny hoe avy aminay." # Noho ny vokatry ny "Nilaza izany." # Andron'ny Tompo Izany dia manondro ny fotoana hiverenan'i Jesosy eto an-tany ho an'ny mpino rehetra.