# mba hialan'ny areti-mandringana eo amin'ny vahoaka DH: "mba hanalan'i Yaveh izao areti-mandringana izao amin'ny vahoaka" # Ataovy amin'izany izay tsara eo imasonao Ny andianteny hoe "eo imasonao" dia manambara ny hevitr'i Davida. DH: "Ataovy amin'izany izay heverinao fa tsara" # fivelezam-bary takelaka mavesatra nampiasaina mba hanasarahana ny voam-bary amin'ny ambin'ny vary.