# fotoana voatondro Io dia fotoana nanapahan'Andriamanitra hevitra hanatsaharana ny areti-mandringana. # fito alina "70.000" # nanomboka tao Dana ka hatrany Beri-sheba Eto ny fanononana ny tanĂ nan'i Dana any amin'ny farany avaratra sy ny tanĂ nan'i Beriseba any amin'ny farany atsimo dia midika hoe ny firenen'i Israely manontolo. # Rehefa naninjitra ny tanany nankany Jerosalema mba hamotika izany ny anjely Eto ny sarinteny hoe "tanana" dia midika hoe ny herin'ilay anjely. DH: "efa andeha hamotika ny vahoakan'i Jerosalema ilay anjely" # niova hevitra nohon'ny ratsy Izany dia midika fa natsahatr'i Yaveh ny ratsy izay nasiany nataon'ny anjely. DH: "Nahatsapa nalahelo momba ny ratsy i Yaveh" # Ahemory ny tananao izao Ny sarinteny hoe "tanana'' dia midika hoe ny herin'ilay anjely. DH: "Aza manisy ratsy azy ireo intsony" # Araona Io dia anaran-dehilahy. # famoloana Ny famoloana dia velaran-tany mafy, fisaka izay hanasarahana ny vary azo hohanina amin'ny akofa.