# izany asa lehibe izany "nanao ireo asa mahery ireo" # ary nankalazaina niaraka tamin'ireo telo lahy mahery izy DH: "nidera azy tahaka ny niderany ireo telo lahy mahery izy ireo" # Nalaza noho ireo miaramila telo-polo izy amin'ny ankapobeny, kanefa tsy dia tena nalaza tahaka ireo miaramila telo sangany indrindra "Nalaza kokoa noho ireo miaramila 30 hafa ankoatran'ireo miaramila telo tsara indrindra izy" # ireo miaramila telo sangany indrindra Io dia manondro an'i Joseba-basebeta, Eleazara, sy Sama. # mpiambina azy vondrona miaramila niandraikitra ny fiambenana an'i Davida