# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia manohy ny lisitry ny miaramila maherin'i Davida. # tanim-boanemba "saha izay nambolen'olona voanemba" # voanemba voa fisaka, hohanina tahaka ny tsaramaso. # ny tafika nandositra "nandositra ny tafika Israelita"