# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia manohy ny lisitry ny miaramila maherin'i Davida. # Niverina nanaraka an'i Eleazara ny tafika Io dia midika fa niverina taorian'ny niverenan'i Eleazara avy any an'ady ny tafika. DH: "Ny tafik'Israely dia niverina avy any amin'ny sahan'ady taorian'ny efa nandresen'i Eleazara an'ady" # mba hanangona ireo faty fotsiny ihany "mba haka izay tian'izy ireo alaina amin'ireo fatin'ny fahavalo fotsiny ihany"