# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida. # mihazakazaka mihoatra ny sakana aho Eto ny hoe "sakana" dia mety manondro vondrona miaramila na manda vato. Amin'ireo heviny roa ireo dia midika izany fa afaka mpandresy an'i Davida ireo fahavalony Andriamanitra. # afaka mandingana rindrina aho Manitatra i Davida mba hanindriana ny fanampian'i Yaveh. # Madio ny tenin'i Yaveh "Ny zavatra rehetra lazain'i Yaveh dia marina" # Izy dia fiarovana Ny sarinteny hoe "fiarovana" dia manondro ny herin'Andriamanitra ny hiaro ny vahoakany.