# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Io dia tohin'ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy. # Tonga nanohitra ahy izy ireo tamin'ny androm-pahoriako "Niady tamiko ireo fahavalo fony aho tao anaty fahoriana" # androm-pahoriako Ny teny hoe "andro" dia manambara ny fe-potoana naha-tao anatin'ny fahoriana an'i Davida. # kanefa Yaveh no mpanohana ahy "kanefa i Yaveh nanohana ahy" na "kanefa i Yaveh nanampy ahy" # toerana midadasika Io dia manondro ny toerana izay tsy misy loza ary tsy afaka mamandrika azy ireo fahavalony. # refin'ny fahadiovan'ny tanako Eto ny hoe "fahadiovan'ny tanako" dia mitovy dika amin'ny hoe "fahamarinana" ihany. DH: "satria nankatoa ireo didiny aho"