# Gera...Ziba Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny nanaovanao ny anarana hoe "Ziba" tao amin'ny 9:1 ihany ireo. # Bahorima Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 3:14 ihany io anaran-toerana io. # arivo lahy...zanany lahy dimy ambin'ny folo...mpanompony roapolo "1.000 lahy ... zanany lahy 15 ... mpanompony 20" # teo anatrehan'ny mpanjaka Io dia midika fa teo ny mpanjaka ary nahafantatra izay nitranga. DH: "teo amin'ny toerana izay nisy ny mpanjaka"