# tahaka ny vahoaka menatra miala moramora raha handeha an'ady izy ireo Mampitaha ny fomba izay tsy maintsy nialan'ireo miaramila hiverina any an-tanĂ na amin'ny fomba izay ialan'ireo miaramila rehefa mitsoaka an'ady ny mpanoratra. Io dia manindry fa tena nahatsapa menatra izy ireo. DH: "tahaka ny fomba izay nitsoahan'ny olona an'ady no nialana satria menatra izy ireo" # miala mifindra fa tsy hitan'ny hafa # Nanarona ny tavany ny mpanjaka Io dia fomba hanehoana alahelo sy fisaonana. DH: "Naneho ny alahelony tamin'ny nanaronana ny endriny ny mpanjaka"