# tokony havory miaraka eto aminao ny Israely rehetra Ny miaramila rehetra tany Israely ihany koa eto dia tondroina amin'ny hoe "ny Israely rehetra". DH: "tokony havory miaraka eto aminao ny miaramila Israelita rehetra" # manomboka any Dana ka hatrany Beri-sheba Io andianteny io dia midika hoe manomboka amin'ny sisiny avaratr'i Israely ka hatrany amin'ny sisiny atsimo. DH: "amin'ny firenen'Israely manontolo" # maro isa toy ny fasika eo amoron-dranomasina Io dia itatra izay ampitahana ny fasika eny amoron-dranomasina rehetra amin'ny isan'ny miaramila Israelita. DH: "koa betsaka ka tsy voaisan'izy ireo tokoa" # ary ny tenanao mihitsy no andeha hiady Ny andianteny hoe "tenanao mihitsy" dia midika hoe ianao tenanao no handeha fa tsy haniraka olon-kafa. DH: "dia tarihonao ho ao amin'ny ady mihitsy izy ireo" # ho tonga eo aminy Io dia midika hoe mandeha amin-tanjona any amin'izay misy azy ary hanafika avy eo. # handrakotra azy tahaka ny ando mianjera amin'ny tany izahay Ny tafik'i Absaloma soritsoritana hoe nandrakotra ny tafik'i Davida dia resahina toy ny hoe ando mandrakotra ny tany amin'ny maraina. DH: "hanafotra sy handresy ny tafik'i Davida tanteraka izahay" # ando zavon-drano izay afaka milatsaka amin'ny tany mandritra ny alina, mandrakotra ny tany ary mandena izany amin'ny maraina # Tsy misy avelanay ho velona na dia iray amin'ireo olony DH: "Hovonoinay ny olony rehetra" # izy tenany Ireo teny roa ireo dia samy manondro an'i Davida. DH: "Davida tenany"