# Nentiny nivoaka ireo olona Tsy i Davida no nitondra ny olona nivoaka; fa nandidy ireo miaramilany mba hitondra azy ireo mivoaka izy. DH: "Nandidy ireo miaramilany mba hitondra ny olona hivoaka i Davida" # tsofa, sy vy fanaketohana, ary famaky Ireo dia fitaovana hanapahana hazo na hamakiana tany. # lafaoro fandoroam-biriky lafaoro izay hanamainana sy hanamafisana biriky # ny tanànan'ny vahoakan'i Amona rehetra Io dia manondro ny vahoaka ao amin'ireo tanàna. DH: "ny vahoaka rehetra ao amin'ireo tanànan'i Amona"