# niady tamin'ilay tanĂ na izy Eto ny mpanoratra dia miteny an'i Davida rehefa manondro an'i Davida sy ireo miaramilany mihitsy izy. DH: "Niadian'i Davida sy ireo miaramilany tamin'ny" # talenta Io dia afaka soratana amin'ny lanja efa mivoatra. DH: "34 kilao" # vato sarobidy vatosoa tsy fahita firy toy ny hoe diamondra, robia, safira, emeralda, na akorandriaka # Napetraka teo ambony lohan'i Davida ilay satro-boninahitra DH: "Napetrak'izy ireo teo amin'ny lohan'i Davida ny satro-boninahitra" # nentiny nivoaka Eto ny mpanoratra dia miteny an'i Davida rehefa manondro an'i Davida sy ireo miaramilany mihitsy izy. DH: "nentin'izy ireo nivoaka" # babo zavatra sarobidy nalaina tamin'ny fahavalo resy # maro be "habetsaka'' na "isa"