# tsy maintsy hihinana mandrakariva eo an-databatro Eto ny hoe "latabatro'' dia manambara ny fiarahana amin'i Davida na hoe eo anatrehany. Ny fihinana miaraka amin'ny mpanjaka eo an-databany dia tena voninahitra lehibe tokoa. DH: "tsy maintsy mihinana miaraka amiko" # Ary Ziba...mpanompo Eto ny hoe "Ary" dia manisy fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Manome fampahafantarana fototra momba an'i Ziba ny mpitantara. # zanaka lahy dimy ambin'ny folo sy mpanompo roapolo "zanaka lahy 15 sy mpanompo 20"