# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Namindra ny fiaran'ny fanekena i Davida sy ny tafiky ny firenen'ny Israely. # Abinadaba...Oza...Ahio Ireo dia anaran-dehilahy. # ankohonan'Israely rehetra Io sarinteny io dia manambara ny vahoakan'ny Israely. DH: "ireo Israelita hafa rehetra niaraka taminy'' # ampongatapaka Ny ampongatapaka dia zava-maneno tahaka ny lohan'amponga misy singam-by manodidina ny sisiny izay maneno rehefa tendrena na velesina. # korintsana zava-maneno misy zavatra kely maro, mafy anatin'ny akorandriaka mafy, manome feo gadona rehefa ahontsana # kipantsona vy fisaka roa manify, boribory izay velesina miaraka mba hanome feo mafy