# Tsy fantatrareo ve fa andriana sy olona lehibe no lavo any Israely androany? Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hanehoana fa tena nanaja an'i Abnera fatratra i Davida. Eto ny hoe "lavo" dia fanalefahan-teny izay midika hoe "maty". Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Tena marina tokoa fa misy andriana lehibe maty any Israely androany!" # andriana sy olona lehibe Ireo andianteny roa ireo dia manondro an'i Abnera. DH: "andriana lehibe" # Nera...Zeroia Ireo dia anaran-dehilahy. # nahery setra "tsy misy indra-fo"