# lohatsintsin'ny Filistina zato Io dia manambara ny isan'ny lehilahy novonoin'i Davida mba hamelan'i Saoly azy hanambady an'i Mikala. Ny ''lohatsintsina" dia hoditra mivalona izay mandrakotra ny fitaovam-pananahan'ny lehilahy. # naka azy tamin'i Paltiela vadiny I Paltiela dia vadin'i Mikala faharoa. Nomen'i Saoly azy izy taorian'ny nandosiran'i Davida niala teo amin'i Saoly. # Paltiela...Laisy Ireo dia anaran-dehilahy. # Bahorima Io dia anaram-bohita.