# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Petera dia nanomboka niresaka ny andro farany. # Hamporisihana ny sainareo madio Petera dia miresaka ny ahatonga ireo mpamakiny hisaintsaina mahakasika ireo zavatra ireo toy ny hoe mamoha azy ireo amin'ny torimasony izy. DH: "ahatonga anao hieritreritra fisainana madio." # Ireo teny voalazan'ny mpaminany masina fahiny DH: "ireo teny izay nolazain'ireo mpaminany masina taloha." # Ny didin'ny Tompo sy Mpamonjy antsika izay nomena tamin'ny alalan'ireo apostolinareo DH: "Ny didin'ny Tompo sy Mapamonjy antsika, izay nomen'ireo apostolinareo."