# Tandremo ny Paskan'i Yaveh Andriamanitrareo "Tsy maintsy mankalaza ny Pasaka ianareo" # Tsy nisy fankalazana ny Paska notandremana toy izany hatramin'ny andro- "Tsy mbola nankalaza ny fetin'ny Paska tahaka izao ireo taranak'Israely tamin'ny fotoanan'ny" # nanapaka teo amin'Israely "Israely" eto dia ilazana ireo "taranak'Israely." # tamin'ireo andron'ireo mpanjakan'ny Israely na Joda rehetra "Ny fotoana izay nanan'ny Israely ny mpanjakan'izy ireo manokana sy ny fotoana izay nanana'i Joda ny mpanjakan'izy ireo manokana" # nankalazaina tany Jerosalema izany Paskan'i Yaveh izany. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nankalaza izany Paska izany ho an'i Yaveh ny vahoakan'i Joda"