# nesorin'i Josia ... Nataony ... Namono ... nandoro Tena tsara raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao ireo zavatra ireo. # izay natao "izay nataony" # nandoro taolan'olombelona teo amin'ireo. "nandoro taolan'olombelona teo amin'ireo izy ireo mba tsy hisy olona ampiasa ireo intsony.