# Nitondra ... i Josia ary nandoto ... Noravany Ny hoe "izy" eto manondro an'i Josia, tsara kokoa raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao izany. # Geba ... Beri-sheba Anaran-toerana ireo. # Josoa (ny tanànan'ny governora) "ny tanànan'ny mpanapaka izay nantsoina hoe Josoa" na "ny tanànan'ny mpitarika izay nantsoina hoe Josoa." Tsy ilay Josoa ao amin'ny Bokin'i Josoa ao amin'ny Testamenta Taloha akory ity Josoa voalaza eto ity. # ireo rahalahiny izy ireo Eto ny hoe "rahalahy" dia ilazana ireo mpisorona namana izay manompo ao amin'ny tempoly.