# iraika amby telopolo taona "31 taona" # Jedida Anaram-behivavy. # Adaia Anaran-dehilahy # Bozkata Anarana renivohitra any Joda izany. # Nanao izay marina teo imason'i Yaveh izy Eto ny hoe "imaso" dia ilazana ny heritreritr'i Yaveh na na izay fomba fiheverany mikasika ny zavatra iray. DH: "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa marina izy" na "Nanao izay marina amin'i Yaveh" # Nandeha tamin'ireo lalana rehetran'i Davida razambeny izy Ny fitondran-tenan'i Josia tahaka an'i Davida dia resahina toy ny hoe nandeha tamin'ny lalana izay nandehanan'i Davida izy. DH: "Niaina ny fomba fiainana'i Davida razany izy" na "Nanaraka ny ohatr'i Davida razany izy" # tsy nivily lalana niankavia na niankavanana Ny fankatoavana tanteraka an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalana mahitsy iray ary tsy mivily amin'izany mihitsy. DH: "tsy nanao zavatra izay tsy nankasitrahan'i Yaveh izy" na "nankatò tanteraka ireo lalàn'i Yaveh rehetra izy"