# Amona ... Haroza Anarana lehilahy avokoa ireo. # Mesolemeta Anaram-behivavy izany. # Jobta Anaran-tanĂ na izany. # izay ratsy teo imason'i Yaveh Eto ny hoe "imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsarany sy ny fomba fanapahany hevitra amin'ny zavatra sarobidy iray. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:1 izany. DH: "izay zavatra nolazain'i Yaveh fa ratsy izy" na "izay zavatra noheverin'i Yaveh fa ratsy izy"