# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia mbola manohy ny hafatra nomen'i Yaveh tamin'ny alalan'i Isaia, mpaminany, ho an'i Hezekia Mpanjaka mikasika an'i Sankeriba Mpanjaka. Ahitana fifanindrinan-dalana izany. # Tsy renao ve ny fomba ... andro taloha? Mba hansongadinana tsara ny tranga dia maneho ity fanontaniana ity fa efa hain'ny mpamaky ny valiny. DH: "Fantatrareo tokoa ny fomba ... andro taloha." # ireo tanàna mimanda "tanàna izay tsy azo alaina" na "tanàna voadidina rindrina avo" (UDB) # ahitra eny ambony tafo na eny an-tsaha, nodorana mialohan'ny nitsiriany. Mitohy ny fampiasana sarinteny fampitahana ireo Asyriana marefo niaram-boina amin'ny zava-maniry marefo amin'ny toerana sarotra haniriana. DH: 1) "toy ny ahitra vao miha-maitso." na 2) "toy ny ahitra vao maniry."