# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy ny fivavany tamin'i Yaveh i Hezekia mpanjaka taorian'ny nahazoany ilay taratasy avy tany amin'i Sankeriba mpanjakan'i Asyria. # Atongilano ny sofinao, ry Yaveh, ary mihainoa. Ahirato ny masonao, ry Yaveh, ka mijere Ireo fehezanteny roa ireo dia samy mamporisika an'i Yaveh mba hihaino ireo zavatra izay lazain'i Sankeriba. # Atongilano ny sofinao, ry Yaveh, ary mihainoa. Ny andian-teny hoe "Atongilano ny sofinao" sy ny hoe "mihainoa" dia mitovy ihany ny heviny ary maneho fa fanamafisan-kevitra ny amin'ny fanasongadinana. DH: "Ry Yaveh, mba henoy re izay miseho." # Ahirato ny masonao, ry Yaveh, ka mijere Ny andian-teny hoe "ahirato ny masonao" sy ny hoe "mijere" dia mitoy ny heviny # Efa nandoro ny andriamanitr'izy ireo tao anaty afo izy ireo Efa nodoran'ireo mpanjaka Asyriana avokoa ireo andriamanitr'ireo firenena. # nopotehin'ny Asyriana izy ireo Samy nopotehin'ireo Asyriana ireo firenena sy ireo andriamanitr'izy ireo.