# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Tonga mpanjakan'i Joda teo amin'ny toeran'i Ahaza mpanjaka rainy i Hezekia. # Hosea ... Elaha ... Zakaria Anaran-dehilahy avokoa ireo. # Abia Anaram-behivavy izany. # izay mahitsy teo imason'i Yaveh izy Ny hoe "teo imason'i" dia sarinteny ilazana ny fisarihana ny sain'i Yaveh sy ny fiahiany. DH: "Nanao izay marina tamin'i Yaveh i Hezekia Mpanjaka" na "Nanao izay nolazain'i Yaveh fa marina i Hezekia"