# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely. # sarin-janak'omby roa vita tamin'ny vy Ny sarin-javatra vita amin'ny vy dia vita avy amin'ny vy mitsonika izay natao tao anaty lasitra iray mba hahazo endrika. # famosaviana "ody ratsy" # nivarotra ny tenan'izy ireo mba hanao izay ratsy teo imason'i Yaveh Ny hoe "niverotra ny tenan'izy ireo" dia sarinteny ilazana fa nanao izay ratsy indrindra izy ireo. DH: "nanao izay nolazain'i Yaveh fa ratsy izy ireo" # nanaisotra azy ireo tsy ho eo imasony Ny hoe "imasony" dia sarinteny ilazana ny hoe "misarika ny sain'i Yaveh," izany hoe tsy niraharaha azy ireo intsony Izy eto. DH: "nanaisotra azy ireo tsy ho hitany"