# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Izao no nataon'i Ahaza mpanjaka rehefa tafaverina avy tany Damaskosy ka namangy ny alitara vaovao izay nandidiany ny hanganana izany. # Nanao ny fanatiny dorana ... izy Nanao ny fanatiny dorana ... i Ahaza mpanjaka" # teo amin'ny alitara Ilay alitara izay nasain'i Ahaza natsangan'i Oria no tiana ho lazaina amin'izany. # Ny alitara varahina izay teo anatrehan'i Yaveh Ilay alitara izay nahorin'ny Israely efa tany aloha be araka ny toromarik'Andriamanitra izany. # Ny alitara varahina izay teo anatrehan'i Yaveh Ny andian-teny hoe "anatrehan'i Yaveh" dia sarinteny ilazana ny toerana izay nanehoan'i Yaveh ny voninahiny tany aloha. DH: "Ny alitara varahina izay teo anatrehan'ny tempoly" # teo anoloan'ny tempoly, avy teo anelanelan'ny alitarany sy ny tempolin'i Yaveh ary nataony teo amin'ny faritra avaratry ny alitarany izany. Ireo andian-teny roa ireo dia samy milaza ny toerana nisy ilay alitara. Teo amin'ny toerana iray ihany izany.