# Tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Peka zanak'i Remalia, mpanjakan'Israely DH: "Tamin'ny taona faha 2 nanjakan'i Peka zanak'i Remalia, mpanjakan'Israely," # nanomboka nanjaka i Jotama zanak'i Azaria, mpanjakan'i Joda "no tonga mpanjakan'i Joda i Jotama zanak'i Azaria" # Dimy amby roapolo taona izy fony nanomboka nanjaka ... ny enina ambin'ny folo taona tao Jerosalema izy "Dimy amby roapolo taona izy fony nanomboka nanjaka ... ny 16 taona tao Jerosalema izy" # Jerosa Izany dia anaran-dehilahy.