# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto dia mbola mitohy ny tantaran'i Ahazia amin'ny maha-mpanjakan'i Joda azy. # Saingy tsy nesorina ireo toerana avo Azo adika amin'ny endrika hafa izany. Toerana fanovana fanompoan-tsampy izany. Azo azavaina izany. DH: "Saingy tsy nesoriny ireo toerana avo" # nanao sorona sy nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ireo toerana avo ireo ny olona Ny toerana avo dia toerana fanaovana fanompoan-tsampy. Azo azavaina izany. DH: "nanao sorona sy nandoro ditin-kazo manitra ho an'ireo andriamanitra sampy teny amin'ireo toerana ao" # Ary Izany dia nampiasaina mba hampidirana tranga vaovao. # vantany vao tafapetraka tsara ny fitondràny Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "vantany vao nahatafapetraka tsara ny fitsipiky ny fitondrany i Amazia ary nanana fahefana amin'ny maha-mpanjaka azy" # novonoiny ireo mpanompo Mety nibaiko olon-kafa hamono ireo manam-boninahitra i Amazia. DH: "nasainy novonoin'ireo mpanompony ireo manam-boninahitra" (UDB)