# Ary naniraka ... i Jeho Izany dia midika fa naniraka mpitondra hafatra mba hitondra izany hafatra izany manerana ny tany izy. DH: "Ary naniraka mpitondra hafatra ... i Jeho" na "Ary nandefa hafatra ... i Jeho" # mba tsy hisy olona tavela ka tsy tonga Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "mba hahatonga ny mpanompon'i Bala rehetra ho tonga" na "mba ho tonga ny olona rehetra" # feno Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nahafeno izany izy ireo" # mpitahiry ny akanjon'ny mpisorona Eto ny matoanteny "mitahiry" na mitahiry zavatra dia midika hoe mikarakara izany sy miambina izany. DH: "mpisahana ny akanjon'ny mpisorona" na "mpikarakara ny akanjon'ny mpisorona.