# tsapanareo tokoa "takatrareo" na "fantatrareo fa" # tsy nisy tamin'ny tenin'i Yaveh ... no hiraraka amin'ny tany, Izany dia miresaka ny zava-mitranga rehetra izay nolazain'i Yaeh fa hitranga toy ny hoe zavatra tsy mety maty ary miraraka amin'ny tany. DH: "tsy nisy tamin'ny tenin'i Yaveh ... ka nandamòka" na "ny tenin'i Yaveh rehetra ... dia hitranga" # Yaveh no nanao Ny nampamonoan'i Yaveh ireo taranak'i Ahaba dia resahina toy ny hoe izy mivantana no namono azy ireo. DH: "Yaveh no nampindranga" # Koa dia novonoin'i Jeho ... ary ireo mpisorony Tsy i Jeho mivantana akory no namono ireo vahoaka rehetra ireo, fa kosa izy no nandidy ny hamonoana azy ireo. DH: "Koa dia nandidy i Jeho ny mba hamonoana ireo rehetra" # izay sisa tavela "ireo rehetra mbola velona" na "ireo rehetra sisa tavela" # mandra-pahalany tamingana azy ireo Izany dia midika fa novonoina avokoa izy ireo. DH: "mandra-pahavoavono azy rehetra" na "mandra-pahafatin'izy rehetra"