# Fa nihorohoro izy ireo "Ary natahotra mafy izy ireo" # ireo mpanjaka roa "ireo mpanjaka roa, Jorama sy Ahazia" # tsy nahajanona teo anatrehan'i Jeho Eto ny hoe "nahajanona" dia midika hoe "niharitra teo ambany olana. DH: "tsy nahavita niaritra nanohitra an'i Jeho" na "tsy nahatohitra an'i Jeho" # Koa ahoana moa no hahajanonantsika? Nampiasa izany fanontaniana fampisainana ireo taranaka mba hilazany fa hahatohitra an'i Jeho izy ireo. DH: "Tsy hahajoro eo anatrehany mihitsy izahay!" na "Tsy hahatohitra azy mihitsy izahay!" # ilay lehilahy nanapaka ny tanàna "ny ben'ny tanànan'ny tanàna" (UDB). Eto ny hoe "manapaka amin'ny zavatra iray" dia midika hoe manana fahefana na andraikitra amin'ny zavatra iray. DH: "ilay lehilahy izay misahana ny tanàna" # ireo izay nitaiza ireo zaza Izany dia ilazana ireo olona izay nitaiza ny zanaky ny mpanjaka. DH: "ireo izay nitaiza ireo zanaky ny mpanjaka" # Ataovy izay fantatrao fa mety eo imasonao Eto ny hoe "imaso" dia ilazana izay fihevitr'i Jeho. DH: "Ataovy izay hitanao fa tsara" na "Ataovy izay heverinao fa mety indrindra"