# Ka hoy ilay lehilahin'Andriamanitra hoe "Ary Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra, nanontany hoe" # Dia nanapaka tapa-kazo izy, ary nanipy izany tao anaty rano, ka nampitsingevana ny vy Nampiasain'i Yaveh i Elisa mba hanao fahagagana. Nitsingevana teny ambony rano ilay lela-pamaky ary nijanona teo izany ka nalain'ny mpaminany. # nampitsingevana ny vy " ka nahatonga ny vy hitsingevana" # ny vy "ny lela-pamaky." Vita amin'ny vy ny lela-pamaky.