# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Niaraka tamin'ireo mpaminany nikapa hazo Elisa. # nilatsaka tao anaty rano ny lela-pamaky Ny lela-pamaky dia ilazana ilay faritra maranitra amin'ny famaky. Izany dia midika fa niala tamin'ny tahony ilay lela-pamaky ary nilatsaka tany anaty rano. DH: "niala tamin'ny tahony ilay lela-pamaky ary latsaka tany anaty rano" # Loza Niteny izany ilay lehilahy mba hanehoany ny hatezerany sy ny fahadisoam-panantenany. Raha manana fomba ilazana izany amin'ny fiteninao ianao dia azonao atao ny mampiasa izany. # nindramina iny Azo adika amin'ny endrika hafa izany.DH: "Nindramiko iny"