# eo imason'ny tompony Ny hoe "imason'ny tompony" dia ilazana izay fomba fiheveran'ilay tompo zavatra iray. DH: "araka ny hevitry ny tompony" # tamin'ny alalany no nanomezan'i Yaveh fandresena an'i Syria Eto ny hoe "Syria" dia ilazana ny tafika Syriana. DH: "tamin'ny alalan'i Namàna, no nanomezan'i Yaveh fandresena an'ny tafika Syriana" # nivoaka ... ireo Syriana Eto ny hoe "Syriana" dia ilazana ireo miaramila Syriana. # isan-tokony "ho antoko vitsivitsy handeha hanafika." Izany dia midika fa misy antoko vitsivitsy mivoaka andeha hanafika.