# nandoatra ny hanina ... izy ireo "nandoatra ny hanina tao am-bilia ... izy ireo" # misy mahafaty ao am-bilany Izany dia midika fa misy zavatra mety hahafaty azy ireo tao am-bilany, fa tsy hoe akory misy fatin-javatra ao am-bilany. DH: "Misy zavatra hahafaty antsika ao am-bilany" (UDB) # Nanipy izany tao anaty vilany izy "Nataony tao anaty vilany ilay hanina" # Lohary ho an'ny olona izany "Arosoy ny olony izany"