# Tsy maninona re Nilaza izany ilay vehivavy, satria fantany fa tsy haninona tokoa raha manao izay angatahiny ny vadiny. Azo azavaina ny tena hevitr'izany andian-teny izany. DH: "Hilamina ny zava-drehetra raha manao izay angatahiko ianao" # Nasiany lasely ny ampondra iray Tsy ilay vehivavy no nametraka ny lasely, fa ilay mpanompony ny nanao izany ho azy. DH: "Nanana ny mpanompony hametraka lasely amin'ny ampondra izy"