# Ireo olon'ny tanàna "Ireo mpitariky ny tanàna" # ny zava-misy eto amin'ity tanàna ity dia mahafinaritra Izany dia midika fa tsara toerana ilay tanàna. DH: "Eto amin'ny toerana tsara ity tanàna ity" # araka izao hitan'ny tompoko izao Eto dia "tompoko" no iantsoan'ireo lehilahy an'i Elisa mba ho fanomezam-boninahitra azy. # mamokatra "ahazoana vokatra tsara"