# dimampolo tamin'ireo zanaky ny "50 tamin'ireo zanaky ny" # Ireo zanaky ny mpaminany Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany. DH: "Vondron'olona mpaminany" # nitsangana nifanatrika tamin'izy ireo Izany dia midika fa nitsangana, nifanatri-tava izy ireo. DH: "nitsangana nifanatri-tava izy ireo" na "nitsangana nifampitodika izy ireo" # lambany Karazana akanjo ivelany indrindra fisalorana. # Nizara tamin'ny lafiny roa ny renirano ka nandeha tamin'ny tany maina izy roa "Nisokatra ny ranon'i Jordana ka nanjary nisy lalana maina hahafahan'i Elia sy Elisa mankeny am-pita" # tamin'ny lafiny roa "niankavia sy niankavanana." Izany dia ilazana ny havia sy ny havanan'ny toerana izay nikapohan'i Elia ny rano.