# Ny zanakao ... ianao, vehivavy ... manoratra ho anao Ny hoe "anao" sy "ianao" dia hilazana zavatra tokana. # Toy ny nandraisantsika izany didy izany avy tamin'ny Ray "Toy ny nandidian'Andriamanitra Ray antsika." # Tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao aho "Tsy toy ny mandidy anao mba hanao zavatra vaovao aho." # Fa izay nananantsika hatramin'ny voalohany Eto, "fiandohana" dia manondro ny "fotoana ninoantsika voalohany." DH: "fa manoratra aminareo kosa aho ny amin'ny nandidian'i Kristy mba ho ataontsika fony isika vao nino. # Dia ny tokony hifankatiavantsika Izany dia afaka adika ho fehezanteny vaovao: "Ary izy dia nandidy fa isika dia tokony hifankatia." # Izao no didy, araka ny renareo hatramin'ny voalohany, dia ny tokony handehananareo amin'izany. Ny fitondrana ny fiainantsika araka ny didin'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe mandeha amin'izany isika. Ny teny hoe: "izany" dia manondro ny fitiavana. "Ary nandidy anareo Izy, satria ianareo nino voalohany, dia ny mba hifankatiavanareo.