# ny governora ambanin'i Areta mpanjaka dia niambina ny tanàna "ilay governora izay nofidian'i Areta mpanjaka niteny tamin'ireo lehilahy mba hiambina ny tanàna" # mba hisambotra ahy "mba hahazoan'izy ireo misambotra sy mitazona ahy" # nampidinina tamin'ny sobika Azo atao hoe DH: "nampidina tamin'ny sobika ny olona ary nametraka ahy tamin'ny tany" # ny tanany I Paoly dia mampiasa ny tanan'ny governora ho toy ny hevitra ambadika ilzana ny governora . DH: "tamin'ilay governora"