# ireo lazaina fa hoe apostoly ambony ireo mody antsoina hoe apostoly ambony- Mampiasa eso-teny i Paoly eto hampisehoany fa tsy manan-danja izy ireo noho izay nolazain'izy ireo. DH: "ireo mpampianatra izay heverin'ny sasany ho mahay kokoa noho ny olona hafa"