# Jereo Izany teny izany dia manampy amin'ny fanamafisana ny zavatra izay nolazaina manaraka. # Lehibe tokoa ny halehiben'ny fikirizana tao aminareo mba hanaporofoana fa tsy manan-tsiny ianareo Azo adika hoe DH: "Ny fikirizanareo hanaporofo fa tsy manan-tsiny ianareo dia lehibe tokoa!" # ny fahamarinana izay tokony atao Azo adika hoe DH: "fa ny olona dia tokony hanao ny marina" # mpanao ratsy "Ilay iray izay nanao ratsy" # mba tokony hampahafantarana ny fahazotoanareo teo aminay Azo adika hoe DH: "mba hahafantaranareo fa ny fahazotoanareo ho anay dia tena am-pahatsorana" # eo anatrehan'Andriamanitra Izany dia entina ilazana ny fanatrehan'Andriamanitra. Ny fahazoan'Andriamanitra sy fankasitrahana ny fahamarinan'i Paoly dia ambara ho toy ny hoe afaka mahita azy ireo Andriamanitra. DH: "eo anatrehan'Andriamanitra" na "miaraka amin'Andriamanitra ho vavolombelona."